Lapan’Andafiavaratra: Misokatra ho azon’ny besinimaro tsidihina

  • vendredi, 21 juin 2019 22:25
  • Britto

Vita ny asa fanarenana ka namerenana amin’ny laoniny ny Lapan’Andafiavaratra vokatry ny fiaraha-miasa tamin’ny Unesco sy ny masoivohon’i Japon. Nisy koa ny fanofanana ireo mpikajy vakoka.

Misokatra ho azon’ny besinimaro tsidihina ankehitriny ny Lapan’Andafiavaratra. Tao no nametrahana ireo fitaovana sy fanaka sisa tsy may tao Anatirova tamin’ny 6 novambra 1995.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.