Finoana: 100 taona ny FJKM Ambohimandroso Filadelfia - Antsirabe

  • jeudi, 20 juin 2019 14:22
  • Zakaria

Hosantarina anio Alakamisy 20 Jona ny fankalazana ny Jobily faha-100 taonan'ny Fiangonana FJKM Ambohimandroso Filadelfia Antsirabe, eo Avaratsena.

Hisy fotoam-bavaka anio hariva hanombohana izany ary hitohy isan-kariva ny hetsika mandra-pahatongan'ny Alahady 23 Jona hankalazana manetriketrika ny fanokafana ny fankalazana.

Ny 20 Jona 1920 no nisokafan'ity Fiangonana ity voalohany.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.