Fankalazana ny fetim-pirenana: Hivetso “gospel” i Maggie Blanchard

  • jeudi, 20 juin 2019 13:45
  • Zakaria
  • Sary: Internet

Ho avy eto Madagasikara ilay vehivavy mpihira “gospel” ara-pilazantsara malaza, Maggie Blanchard. Hanao fampisehoana ao amin’ny Lapan’ny kolontsaina sy fanatanjahantena Mahamasina izy amin’ny alahady tolakandro.

Tsy vaovao amin’ny mpankafy “gospel” ara-pilazantsara i Maggie Blanchard. Efa nanao fampisehoana teto izy tamin’ny 2013, ary nisy ny fiarahany an-tsehatra tamin’ny TGC (Tana Gospel Choir).

Teraka tao Port-au-Prince any Haïti i Maggie Blanchard ary mipetraka ao Québec, Canada.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.