Sylvia: Sady mpihira « évangélique » no mikarakara ireo sahirana sy mahantra

  • mardi, 18 juin 2019 12:04
  • Zakaria
  • Sary: Sylvia Evangelique

Miara-miasa amin'ny sekoly, hopitaly, Fiangonana ary Fokontany ny fikambanana "FITAHIANA" tarihin’i Sylvia. Zanaka mpanakanto ity farany, sady mpihira « évangélique » izy, no mikarakara ireo sahirana sy mahantra efa taona maro.

Boky aman'arivony, fitafianana, sakafo, kilalao...no efa nozarain’ny fikambanana tarihiny. « Tsy manao politika fa politikan’i Kristy no ataoko », hoy i Sylvia ary manentana ny Malagasy rehetra hitsinjo ny madinika.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.