Lapan'Andafiavaratra: Fiofanana karakarain'ny RE ORG

  • jeudi, 06 juin 2019 16:00
  • Njaka
  • Sary Njaka

Notanterahina tety amin'ny lapan'Andafiavaratra ny fampahafantarana ny fisian'ny fiofanana, izay karakarain'ny RE ORG, ka mpiofana miisa 26 izay mpikambana ao amin'ny ICOM, misahana ny mozea, erak'i Madagasikara no hisitraka izany fiofanana izany, izay hatao ny 11 ka hatramin'ny 24 jona ho avy izao.

Marihina fa ny masoivohon'ny Japon no hamatsy vola ho entina hanaovana izany fiofanana izany.

Amin'ny volana novambra izao no misokatra ho an'ny daholo be ny lapan'Andafiavaratra.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.