Nodimandry i Patrick Alès, mpamorona ny « brushing »

  • jeudi, 23 mai 2019 10:48
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Teo amin’ny faha-88 taonany i Patrick Alès, izao nodimandry izao tany Frantsa. Izy no mpamorona ilay fitaovana fanamainana sy fikarakarana volo haka endrika amin’izay itiavana azy vonjimaika na « brushing ».

Olo-malaza maro no efa nandalo teo aminy nikarakara volo toa an’i Catherine Deneuve sy ry Jackie Kennedy.

Nikaroka ary nisehatra tamin’ny famoahana vokatra fikojana endrika amam-bika, ihany koa izy.

Zanaka mpifindra monina avy any Espaina i Patrick Alès, noho ny ady nisy tany amin’ity firenena ity.

 

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.