Isotry: Anarana sisa ny “Teatra Monisipaly”

  • mardi, 09 avril 2019 12:38
  • Njaka
  • Sary Njaka

Efa aman-taonany maro no tsy nisy teatra tato amin’ity toerana ity. Tsy ny tropy teatraly no tsy vonona, fa ny fotodrafitrasa no tsy afaka nampiasaina noho ny fahasimbany. Mijanona ho fampanantenana ny fanarenana ny “Teatra Monisipaly” Isotry-Antananarivo.

Tsy vitan’ny hoe fialamboly anefa ny mijery teatra, fa fitaizana ary tena nanana ny lanjany ara-tantara mikasika ny fitiavan-tanindrazana.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.