Sambava: Ambohimpihaonan’ny Mpanjaka miisa telo

  • samedi, 25 août 2018 20:40
  • Britto
  • Sary Gasypatriote Sambava

Ny Printsy Jobimadio, izay Mpanjakan’i Bezavo-Mahajanga, izay toerana nipohiran’ny razan’ny mpanjaka Sakalava ; ny Printsy Amady Asidy Nosy-Be sy Mpanjakaben’i Boeny Rasoamody no tonga manome voninahitra ny soka-baravarana tarihin’ny naman’izy ireo Andriamanjakarivo Said aty SAVA, ary ao no hanaovana fisehana.

Manomboka androany ary hifarana ny Alatsinainy ho avy izao izany fanompoambe atao eto Sambava izany.

Ny zavatra andrasan’izy ireo aorian’izao moa dia mba ho mamy hoditra, hahazo riziky, ary hamokatra dia ho lasa ny zavatra tsy mety rehetra izay heloky ny tany ato amin’ny Faritra SAVA. 

(Jereo Sary Tohiny)

 

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.