Vangaindrano: Mijoro ny Tsangambato mariky ny fizivan'ny Betsileo sy Antesaka

  • vendredi, 13 juillet 2018 19:26
  • Britto
  • Sary: Red Randrianarijaona

Tomefy Betsileo sy Antesaka ny tanànan'i Vangaindrano androany maraina hanamafy ny fihavanana na ny ziva.

Tanteraka androany ny fametrahana ny Vatolahy marik'izany fizivana izany, izay misy soratra hoe "Roso toy tsa mipody koa" sy ny hoe : "Da to andra, aoka"

Hatramin'ny 15 jolay izao moa no hanaovana ity hetsika ity ary tsy hijanona eo fa santatra ihany ity.

(Jereo Tohiny Sary : Red Randrianarijaona)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.