Betsileo-Antesaka: Hanamafy ny fizivana

  • samedi, 07 juillet 2018 16:57
  • Britto
  • Sary fb

Hisy ny lanonana hotanterahina eto Vangaindrano ny 12, 13, 14 ary 15 jolay ho avy izao. Hisy tsangambato hajoro ho mariky ny fanamafisam-pihavanana na fizivana eo amin’ireo foko roa ireo dia ny Antesaka sy ny Betsileo.

Nalaina avy any Fianarantsoa ny vato, ary efa tonga tao Tsiately sy manoloana ny Tranompokonolona izany omaly 6 jolay.

Misy hatrany fombafomba atao isaky ny tanàna andalovan’ilay vatobe.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.