“Fandrava”: Nolalaovina an-tsehatra tany Alaotra

  • dimanche, 24 juin 2018 18:19
  • Britto
  • Sary Gasypatriote Ambatondrazaka

Tantara amin’ny onjam-peo, nanakoako tao Ambositra ny “Fandrava”. Niitatra tamina tanàna hafa ny fandefasana izany, ary dia onjam-peo manodidina ny 70 manerana ny Nosy no nandefa azy io.

Nentin-dry Simon Nomenjanahary mitety faritra ny tantara ary nolalaovin’izy ireo an-tsehatra taty Alaotra Mangoro.

Nahaliana ny olona tokoa ny tantara. Fanentanana nentin'ny Fandrava ny hoe : hifanao velirano isika fa tsy hifamono na hanao jiolahy fa hifankatia sy hifanaja.

Herinandro teo ho eo no nijanonany taty Alaotra ka nitondrany fankaherezana ny vahoaka tsy ho kivy.

 

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.