Musée de la Photo

  • vendredi, 16 février 2018 08:55
  • Njaka
  • Sary Gasypatriote

Notokanana omaly alakamisy 15 febroary teny Anjohy ny trano fitahirizam-bakoka izay mahakasika ny sary tany aloha tany.

Nisy ny valan-dresaka natao teny amin’ny IFM Analakely omaly izay nojerena manokana ny fomba fitahirizana ireo sary.

Maro ireo mpiara-miasa toy ny eo anivon’ny arsivam-pirenena sy ireo mpitahiry sary samihafa fa misintona ny saina dia ny teratany vahiny no tena mpandrindra ny fananganana ity trano fitahirizan-tsary ity.

 

Galerie d'images (Cliquer sur la photo)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.