Morondava: Manome hasina ny tantara

  • vendredi, 19 janvier 2018 15:16
  • Britto
  • Sary Gasypatriote Morondava

Manana ny tantarany eto Menabe io hazo lehibe iray manoloana ny tranombarotra Farouk io. Teo no voalaza fa naharava ny nofon’Andriandahifotsy. Hofefen’ny Kaominina Morondava izy io ho fanandratana ny hasiny ary hatao vakoka sy hampahafantarina ny vahiny.

Nanotrona ny fanombohan’ny asa famefena androany ireo raiamandreny isany, Printsy Kamamy Magloire, Boana Idy, Simon victor, Kolo Rolland ary ny fikamban’ny mpanakanto aty Menabe.

 

Galerie d'images (Cliquer sur la photo)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.