Antsonjombe: Kopi Kolé 2017

  • lundi, 20 novembre 2017 23:37
  • Tigre
  • Sary Njaka

Notontosaina ny alahady 19 novambra ny fifaninana KOPI KOLE andiany faha 5 izay nokarakarain’ny TV PLUS Madagascar, natao teny amin’ny COLISEUM Antsonjobe.

Nibata ny amboara goavana tamin’izany ny KOPI KOLE TAHIRY, raha i Elidiot kosa no nandrombaka ny Coup de cœur. I TSILIRA no nahazo ny Découverte izay narahin’i Jacky RANDRIA tamin’ny Coup de Cœur Découverte.

Marihina moa fa dia tsy hisy ny ny KOPI KOLE amin’io taona ho avy io noho ny fifidianana ho filoham-pirenena fa amin’ny 2019 indray no hiverina indray ny fifaninanana.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.