Artista: Voan'ny AVC efa telo volana izao i Lego

  • lundi, 09 octobre 2017 21:34
  • Britto
  • Sary Sobika

Nisy vaovaom-pianakaviana nanaitra azy tamin’ny 27 jolay 2017, ka nitarika io AVC (Accident Vasculaire Cérébral) io.

Manaraka fitsaboana eto an-toerana izy, ary efa mihatsara ny fahasalamany. Efa mianatra mandeha sy miteny i Lego, ary efa nivoaka ny hopitaly.

Hisy hetsika tolo-tanana handraisan’ny mpanakanto maro ao amin’ny Le Glacier Antananarivo ny 12 oktobra izao, ho fanohanana an’i Lego amin’ny fitsaboan-tena izay ataony.

 

Galerie d'images (Cliquer sur la photo)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.