Asa tanana: Fanaovana satroka Bonetra

  • mercredi, 20 septembre 2017 16:24
  • Tigre
  • Sary Njaka

Fanaovana satroka Bônetra indray no ho entina amintsika androany.

Eny Andavamamba no misy ny toerana fanaovana itony satroka Bônetra itony. Anisan’ny asa Tanana mahavelona tokoa ary milofo tanteraka ireto mpahay taozavatra ireto ampandroso ny asany.

Misy mantsy ny fitaovana manokana ampiasaina amin’izany. Ireny satroka izay efa simba ireny no mbola ampiasaina ho tonga satroka vaovao.

Eny amin’ny tsenan’Andravoahangy no hatoby ireto satroka ireto, izay efa misy mpanjifa avy hatrany. Ary 2000 Ariary ny vidin’ny iray amin’izany.

Miezaka ny ho matianina izy ireo na dia kely aza ny toerana, ary tsizarizary.

 

Commentaires (28)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
 
 
B1 - Polyclinique
B2 - Toa