Fianarantsoa: Hahemotra amin'ny fotoana manaraka indray ilay hetsika tsingerintaon'i Jean Emilien

  • samedi, 02 septembre 2017 20:35
  • Britto
  • Sary Sobika Fanarantsoa

Raha voatondro hatao rahampitso alahady 03 septambra ity seho hahatsiatovana ny tsingerintaonan'i Jean Émilien dia nanapa-kevitra ny fianakaviana io hariva io fa hahehotra amin'ny fotoana manaraka, izay tsy mbola voafaritra, ny hetsika.

 

Commentaires (14)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
 
 
B1 - Polyclinique
B2 - Toa