AFT Andavamamba: Notolorana mariboninahitra i Roland RAPARIVO

  • vendredi, 01 septembre 2017 10:17
  • Tigre
  • Sary Njaka

Natolotra an’i Roland RAPARIVO omaly hariva 31 aogositra, teny amin’ny AFT Andavamamba ny mariboninahitra Grand Officier de l’Ordre National.

I Roland RAPARIVO moa dia mpanao sary hosodoko izay hamarana ny fampirantiny amin’ity taona ity. 84 taona izy amin'izao fanomezam-boninahitra azy izao, izay natrehan'ny Filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina sy ny minisitry ny raharaham-bahiny vaovao Henry Rabarinjaka, sy ireo minisitra maro namany ao amin'ny governemanta.

 

Commentaires (26)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
 
 
B1 - Polyclinique
B2 - Toa