Antsahamanitra: Fankalazana ny fetin'ny Reny

  • lundi, 29 mai 2017 10:32
  • Tigre
  • Sary Njaka

Nipoapoaka ny fetin'ny Maman'ty tetsy amin'ny Kianja maintso 

Antsahamanitra omaly alahady, izay nafanaindry Zisy sy Lenina, Francis Turbo, Goth, Barone, Dadavy,ary ry Fohy Hehy, izay nahitana an'i Eric sy Honorat, ary tao ihany koa Ritsodritsok'i Bôlô.

Ny masoandro maty no nampalahelo, afapo tanteraka ireo tonga nandray anjara.

 

Commentaires (2)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
 
 
B1 - Polyclinique
B2 - Toa