Andranomanelatra-Antsirabe II : Savik’omby goavam-be

  • mercredi, 19 avril 2017 15:11
  • Britto
  • Sary Sobika Antsirabe

Manomboka mahazo vahana eto Antsirabe ny savika na tolon’omby. Nitora-jofo ara-bakiteny ny kianja tao Andranomanelatra ny Alatsinain’ny Paka teo. Andiany faharoa izy ity, natao hitazonana ny olona hifety ao Andranomanelatra araka ny fanazavan’Atoa Rasolofondramaria Andriamiharisoa Renaud, Ben’ny Tanàna, sady ho famerenana ny kolontsaina malagasy no fialambolin’ny mponina ihany koa.

Ny 26 aprily izao sahady dia efa hisy indray savik’omby goavam-be karakarain’ny sekoly katolika eny Andraikiba.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
 
 
B1 - Polyclinique
B2 - Toa