Fianarantsoa : Handray anjara amin'ny Akkordeonale 2017 i Rinah Rakotovao

  • mercredi, 12 avril 2017 21:47
  • Britto
  • Sary Sobika Fianarantsoa

Mpanakanto mpikambana ao amin'ny tarika ZMG i Rinah. Hisolotena an'i Madagasikara any Allemagne ao anaty fifaninanana fitendrena angorodao izay hotontosaina ny 17 aprily ka hatramin'ny 26 mey ny hetsika.

Isan'ireo mpitendry mozika sy mpanakanto ny mozika ba gasy i Rinah. Miara-miasa amin'ny tarika Oladad ihany koa izy.
Daty enina no iakarany an-tsehatra amin'izany fihaonana iraisam-pirenena izany.

 

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
 
 
B1 - Polyclinique
B2 - Toa