Tarika Njila: Namerina ireo hira hatrizay

  • mardi, 11 avril 2017 09:31
  • Tigre

Nitamberina indray ireo hira izay nampalaza an’ny Tarika Njila izay natao tao amin’ny lapan’ny fanatanjahan-tena ny alahady tolakandro09 avrily.

Niavaka tokoa ity fampisehoana ity satria dia tonga nanatevina ny tarika I Poopy izay mpihira tany amin’ny niandohan’ity tarika ity, ka namerina ireo hira tsy afaka am-bavan’ny maro toy ny Fanahy ô midina, lanonana, fihavanana, ditra sy ny maro hafa.

Afa-po tanteraka ny mpankafy ary manantena ny mbola hiverenan’ny seho indray.

 

Galerie d'images (Cliquer sur la photo)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
 
 
B1 - Polyclinique
B2 - Toa