Fianarantsoa: Collège Saint François Xavier mandala ny maha-malagasy

  • dimanche, 02 avril 2017 17:27
  • Britto
  • Sary Sobika Fianarantsoa

Nanao fitafy malagasy ireo mpianatra sy mpanabe tao amin'ny CSFX ny tontolo andron'ny 31 marsa lasa teo. Izany no natao dia mba amohazana hatrany ny rehareha maha-malagasy ao antsain'ireo mpianatra miatrika ny fanatontoloana.

Nisy ny volana ara-kolontsaina sy ara-panatanjahanteny nomarihin'ny kolejy nandritra ny marsa manontolo. Ka nofaranana tamin'izao hetsika izao io fanentanana io.

Telo taona no nanaovana ny hetsika tahaka izao eo anivon'ny kolejy.

Mitoetra ho fanairana ny hambompom-pirenena izany amin'izao vanimpotoana fisokafana amin'ny alalan'ny teknolojia vaovao izao.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
 
 
B1 - Polyclinique
B2 - Toa