Fianarantsoa : Rajery nihaona tamin'ireo mpankafy eto an-toerana

  • lundi, 20 mars 2017 12:12
  • Britto
  • Sary Sobika Fianarantsoa

Mankalaza ny faha 37 taona niakarany an-tsehatra i Rajery, 25 taona eo amin'ny tontolon'ny mozika manerantany. Ny zoma alina lasa teo izy sy ny iray tarika aminy no nanomboka ny fanamarihana izany teto Fianarantsoa.

Nanotrona azy tamin'izany ny mpanakanto mivoy ny mozika ba-gasy betsileo Imaintsokely sy ZMG.

Tao amin'ny ivontoerana Alliance Française Tsianolondroa ny fampisehoana no natao.

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
 
 
B1 - Polyclinique
B2 - Toa