KOTROBARATRA : Io no hira farany izay nisarahana tamin’i Bruno Raisner

  • mardi, 10 janvier 2017 19:12
  • Tigre
  • Sary Njaka

Tsy afaka teo am-bavan’ny olona na ny kely na ny lehibe, ary maro ireo mpanankanto izay nanotrona azy ka sady nihira ny Kotrobaratra teto Antananarivo.

Hiazo an’i Toamasina sy Sainte-Marie, raha niadrasana tao amin’ny tranompokonolona Analakely io tolak’andro io ny nofo mangatsikan'i Bruno Raisner.

Tonga nitsapa alahelo teny ny minisitry ny kolon-tsaina Jean Jacques Rabenirina sy ny ny minisitry ny rano Johanita Ndahimananjara izay anisan’ny mpiray fiaviana amin’ny tompokolahy.

Mbola tsy fantatra mazava ny handevenana azy satria dia miandry ny fanampahan-kevitry ny fianakaviana any an-toerana, araka izany dia any an-toerana no hanomezana ny mari-boninahitra azy.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
 
 
B1 - Polyclinique
B2 - Toa