Zava-kanto : Nodimandry i Bruno Raisner

  • mardi, 10 janvier 2017 11:08
  • Andry Baliba
  • Photo d'Archives Net

Nodimandry omaly alatsinainy faha 9 ny volana janoary 2017 teto Antananarivo ilay mpanakanto malaza Bruno Raisner, izay avy atsy amin'ny nosy Ste Marie.

Niatrika fandidiana tamin'ny hopitaly teto an-drenivohitra ny tenany izao nindaosin'ny fahafatesana izao.

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
 
 
B1 - Polyclinique
B2 - Toa