Tolagnaro : Miala any ny Festivaly Sambaraha

  • jeudi, 15 décembre 2016 23:03
  • Britto
  • Sary nindramina fampihaingoana

Fety roa sosona no ho hita eto an-drenivohitry ny Faritra Anôsy ny 17 ka hatramin’ny 24 desambra izao, dia ny Festivaly Sambaraha.

Hetsika ara-kolontsaina hanasongadinana ny tsy tontan'ny ela amin’iny Faritra iny izy ity, handraisan'ireo mpanakanto vokatry ny tany sy ireo mpanakanto mila ravinahitra ao Antananarivo.

Mifanojo amin’ny tsingerintaona faha-12 ny fikambanana “Hoavinign'Anosy Miatriky” ny hetsika.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
 
 
B1 - Polyclinique
B2 - Toa