Fantatrao ve ? Famaky loha na Mante religieuse (Mantis religiosa)

  • mardi, 22 novembre 2016 06:23
  • Tigre
  • Sary nindramina

Biby mirefy 3-8 cm izy. Manana maso lehibe mahita ny manodidina.

Milanja 20g, ary 6 volana ny fepotoana iainany.
Manatody 200-300 eo izy.

Mihinana bibikely izy, insectivore cannibale, toy ny valala, lolo, lalitra.
Manana ilay tanany aloha maranitra sady matanjaka hiarovany tena sy hiazany ny sakafony.

Ny fahavalo mihinana azy, vorona, katsatsaka, bibilava.

Mampiavaka azy. Ho aniny, raha noana izy, ny lahiny eo ampanaovana firaisana. Ka ny lohany no ho aniny aloha mandritra ny firaisana.
Ny lahy manko kelikely vatana noho ny vavy ka dia sakafo mora azo mandritra ny lahy variana miray.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
 
 
B1 - Polyclinique
B2 - Toa