AFT : Namoaka ny fandaharam-potoana mandritra ny frankofonia

  • jeudi, 17 novembre 2016 10:13
  • Super User
  • Sary Njaka

Nampahafantatra ny mpanao gazety ny teo anivon’ny AFT na ny Alliance Francaise de Tananarive, ny momban’ny fandaharam-potoana ataon’izy ireo mandritra ny fihaonana faratampony amin’ny frankofonia, izay manomboka amin’ny 20 ka hatramin’ny 25 novambra ho avy izao.

Ka ny fanokafana izany dia ny fifaninanan-kira amin’ny teny frantsay, izay hatao ao amin’ny AFT Andavamamba ihany. Hisy ihany koa ny latabatra boribory ao anatin’ireo andro ireo, ary hofaranana amin’ny fanokafana amin’ny fomba ofisialy ny trano vaovaon’ny AFT Antsirabe.

Commentaire (1)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
 
 
B1 - Polyclinique
B2 - Toa