Art et Culture

    • vendredi, 04 novembre 2016 12:14
    • Photo d'Archives Net

    Angela May : Un artiste à découvrir

    Angela May est une chanteuse et auteure-compositrice malagasy. Elle se produit régulièrement en France depuis 3 ans et sa musique traditionnelle malagasy est appréciée de nombreux internautes et étrangers. Dotée d'une voix singulière, elle touche une corde universelle, comme un pont entre les cultures et les êtres. Elle dédie spécialement son single "Ledama" aux malagasy qui souffrent actuellement de nombreux problèmes économique et social. Et de continuer que "La pauvreté n'est pas un problème économique mais un problème de communication et de compréhension entre les êtres. Pour dépasser la pauvreté il nous faut mieux nous connaître et prendre conscience du potentiel humain qui est en chacun. C'est un effort mondial mais aussi individuel."
    Lire la suite ...
    • lundi, 31 octobre 2016 08:03
    • Sary Sobika Sambava

    Kabary : Natsangana ny sampan’ny FI.MPI.MA aty SAVA

    Mijoro ny sampan’ny Fikambanan’ny Mpikabary Malagasy (FI.MPI.MA) aty amin'ny Faritra SAVA. Natao tao amin'ny CIRNFP Sambava ny zoma 28 oktobra teo ny lanonana fananganana ny FI.MPI.MA SAVA. Nandritra izany no nanendrena ireo ho filohan'ny sampana isaky ny Distrika aty SAVA. Nitarika izany Rtoa Andriamboavonjy Hanitra, Filohan'ny FI.MPI.MA manerantany notronin’ny Filohan'ny Antenimieram-pirenena Rakotomamonjy Jean Max.  
    Lire la suite ...
    • dimanche, 30 octobre 2016 15:54
    • Photo Sobika Ambatondrazaka

    Culture Ambatondrazaka

    L’Alliance Française Ambatondrazaka se dote de nouveaux matériels de musique et de sono pour la détection et le développement des talents  
    Lire la suite ...
    • dimanche, 23 octobre 2016 22:24
    • Sary Njaka

    TRAGEDIE

    Nisedra coliseum fa tsy nahazo olona ny fampisehoana natao androany.
    Lire la suite ...
    • mercredi, 12 octobre 2016 15:06
    • Sary nindramina

    Tarika « Spesialista » : Nanajary ny « Mozika fetifety »

    Raha ny sehatry ny fandihizana ny dihy an-tanan-dehibe no nahitana sy nahafantarana voalohany ny tarika Spesialista tany amin’ny taona 1993. Ankehitriny, roso ho amin’ny fanolorana endrim-pampisehoana feno ahitana mpandihy, mpihira ary fisehoana an-tsehatra miendrika toy ny sarimihetsika ny tarika. “Mozika fetifety” no iantsoana ireo mitambatra, hoy i Randrianasolo Hugues na Gahu araka ny anarana maha mpanakanto ahafantaran’ny maro azy, izy koa mpandraharaha amin’ny tontolon’ny sakafo.
    Lire la suite ...
    • dimanche, 09 octobre 2016 21:58
    • Sary Njaka

    Fifaninana KOPI KOLE

    Norombahin'i Olombelo Ricky ny amboara, raha azon'i Mireille Mathieu kosa ny teo amin'ny hira Francophone, ary lasan'i Dadi Love kosa ny Coup de cœur. Hiboka tanteraka ny Coliséum Antsonjombe, ary nafana dia nafana tokoa ny lanonana. Koa dia mifampitaona amin'ny mpankafia rehetra ny Tv PLUS Madagascar izay nikarakara sy namolavola ity lalao ity, ka amin'ny herintaona toy izao indray ny andiany faha 5 manaraka.  
    Lire la suite ...
    • dimanche, 09 octobre 2016 19:38

    Finale du concours « Kopi-Kolé » : Très suivie à Fianarantsoa

    Le tout Fianarantsoa a vibré au rythme de la grande finale du concours de télé-réalité « Kopi-Kolé », organisée par la télévision privée TV Plus Madagascar, qui s’est déroulée au Coliséum Antsonjombe-Antananarivo au cours de cet après-midi dominical. Irma Juliandres Harilalaina, Maire de la ville a même sollicité ses administrés à voter pour les concurrents issus de la région Matsiatra Ambony, notamment la « Kopi-Kolé » Onja et « Kopi-Kolé » Stromae.
    Lire la suite ...
    • vendredi, 30 septembre 2016 08:29
    • Photos Fournies

    Embellissement de la ville de Toamasina: Le jardin public « Place de la Colonne » sera rénové

    Ce jardin historique de la capitale du Grand Est d’une superficie de plus de 7500 m² a été quasiment laissé à l’abandon. Devenu au fil du temps un endroit désolant et peu recommandable pour les touristes, les nostalgiques se souviendront que cette « Place de la Colonne » à Ampasimazava abritait autrefois successivement un monument à la mémoire des soldats malagasy et français morts pour la France lors de la Première Guerre Mondiale ainsi qu’un monument commémoratif des événements de 1947 après l’indépendance en 1960. Une nouvelle estrade couverte sera notamment construite au centre de ce jardin. Cette estrade qui comporte également un vestiaire, servira à accueillir les manifestations culturelles locales. Tous les espaces verts et les esplanades seront également rénovés lors de ces travaux qui vont durer moins de 60 jours.  
    Lire la suite ...
    • lundi, 26 septembre 2016 14:24
    • Sary nomena

    "Tsikonina 2016" : Hampiroboroboana ny fahaizamanaon'ny ankizy eo amin'ny fikarakarana sakafo

    Ny Ekipa "Dipoavatra sy Tsilanindimilahy" no nandrombaka ny loka voalohany tamin'ny fifaninanana TSIKONINA 2016, fifaninanana mahandro sakafo malagasy ho an'ny ankizy lahy sy vavy 8 hatramin'ny 12 taona, nokarakarain'ny Kaominina Antananarivo-Renivohitra. Ny Ekipa "Jirofo sy Tsiperifery" kosa no nahazo ny laharana faharoa. Fikarakarana sakafo "Ro mazava sy vary amin-dronono tondrahin-tantely" no nifaninanan'ny mpifanandrina roa farany, omaly maraina teny amin’ny zaridaina Andohalo.
    Lire la suite ...
    • lundi, 12 septembre 2016 15:53
    • Sary nindramina

    Fampisehoana Lôla teto Mahajanga : Namerim-bola ny mpikarakara, tezitra ny mpankafy

    Tsy niakatra lapihazo tamin’ny ora farany ilay mpanakanto omaly, resaka ara-pahasalamana no voalaza fa antony. Voatery namerim-bola ny mpikarakara ilay fampisehoana noho ny tranga niseho ; hatezerana kosa ny an’ireo mpankafy. Raha ny fahitana azy dia vitsy olona tao amin’ny kianjabe Banja Toalaza, toerana hanaovana ny fampisehoana omaly alahady vokatry ny tsy fahampian’ny fanentanana.  
    Lire la suite ...
Page 8 sur 22
B1 - Polyclinique
B2 - Toa