Art et Culture

    • samedi, 10 septembre 2016 11:09
    • Sary Sobika Farafangana

    Festival : Farafangana Magnitr'apaly

    Mampanantena ny mpikarakara fa hiavaka ny hetsika amin'ny seho ara-kolontsaina dihy sy hira vakodrazana mampiavaka ny faritra Atsimo Atsinanana sy ny karaza-nahandro avy amin'ny apaly ary hisy ny trano heva hampirantiana ny vokatra sy ny asatanana.Fa hahazo vahana manokana ny mpirorotra angorodao satria hisy ny fifaninanana eo amin'izay. Ankoatra ireo mpanakanto avy ao amin'ny faritra dia hanafana sady hamarana ny fety ny tarika Princia, izay isan'ny mpanakanto manana ny lazany ao Farafangana, ny alahady 25 septambra.
    Lire la suite ...
    • lundi, 05 septembre 2016 08:15
    • Sary Sobika Tolagnaro

    Tolagnaro Festival Farady Event : Fahombiazana ny andiany voalohany

    Hetsika nentina nanandratana sy namohazana ny kolontsaina Antanosy mila ho very ny Festival Farady Event. Nisy ny fanatanjahantena sy ny dihy nenti-paharazana Mangaliba. Andiany voalohany no tontosa teto Tolagnaro ny 03 sy 04 Septambra teo amin'ny kianja Ampasimasay. Depiote Jerry Hatrefindrazana no tompon-kevitra tamin’ity festival ity, izay nilaza fa hohezahina hatao isan-taona ny hetsika. Rindrankira nafanain’ny tarika Dadah de Fort Dauphin, Thominot Hazolahy ary Rabaza no namaranana ny festival omaly alahady.
    Lire la suite ...
    • vendredi, 26 août 2016 06:30
    • Sary Sobika Antsohihy

    Antsohihy: Festival LAMPOGNO

    Nanomboka androany ka hatramin'ny alahady izao ny hetsika Festival LAMPOGNO.  Kolotsaina izay fanaovana asa any ambanivohitra ka iarahana amin'ny daholo be ka ampisehoana ny firaisan-kina moa ny Lampogno. Ny Tanjona moa dia ny hamoahana sy ny tsy hanadinoina ny kolotsaina aty amin'ny faritra Sofia. Misaotra ny namana mahafoy tena aty Antsohihy
    Lire la suite ...
    • jeudi, 25 août 2016 13:57
    • Photo: zaraaina.org

    Pièce théâtrale : Les enfants de Zara Aina joueront « The Fisherman »

    « The Fisherman » est une pièce théâtrale en Malagasy, qui sera jouée par les enfants pris en charge par Zara Aina pour terminer en beauté l’année scolaire, ce vendredi 26 Août après-midi dans les locaux de l’American Center, Galerie Smart, Tanjombato. Zara Aina est une association à but non lucratif fondée par les acteurs américains de Broadway Lucas Caleb Rooney and Bryce Pinkham qui s’occupe des enfants à risque à Madagascar pour les aider à réaliser leurs potentiels à travers le théâtre, la narration et d’autres activités.  
    Lire la suite ...
    • mardi, 23 août 2016 12:05
    • Photos Sobika Antsalova

    Antsalova : Réussite de la première édition des Jeux de Tsimembo

    La première édition des « Jeux de Tsimembo – Manambolomaty » s’est déroulée à Masoarivo, Commune rurale du District d’Antsalova, région Melaky, du 10 au 20 août 2016. Quatre communes, Antsalova, Trangahy, Masoarivo et Bemaraha Est ont participé au tournoi de foot homme et femme, seule activité sportive programmée pour cette première édition. Tous les titres ont été raflés par les sélections d’Antsalova. Les « Jeux de Tsimembo » ont été sponsorisés par le projet « The Pérégrine Fund ». En marge des jeux, les participants ont pris part à la mise en place des pare-feux dans la zone périphérique de l’aire protégée Tsimembo-Manambolomaty.  
    Lire la suite ...
    • jeudi, 11 août 2016 14:25
    • Sary Sobika Sambava

    “Festival de la Vanille” : Tanterahina eto Sambava ny andiany faha-7

    Nisokatra ny alarobia 10 aogositra eto Sambava ny andiany faha-7 amin’ny “Festival de la Vanille” na « Festivanille SATRAHAGNA”.Haharitra dimy andro izy ity. Tonga nanokatra izany taty an-toerana ny filohan’ny Antenimieram-pirenana Rakotomamonjy Jean Max.
    Lire la suite ...
    • lundi, 08 août 2016 20:04
    • Sary Sobika Atsimo Atsinanana

    Farafangana Magnitr'apaly : Hasongadinana ny hira korodogno

    Ho tanterahina eto Farafangana ny 22-23-24-25 septembra izao ilay hetsika ara-kolotoraly nampitondraina ny anarana hoe :  “Farafangana Magnitr'apaly”. Hetsika izay hanehoana ny vakodrazana misy aty amin'ny Faritra Atsimo Atsinanana, ka isany tena hasongadina amin'ity ny hira korodogno ka hisy ny fifaninanana amin'io. Izany dia noho ny fahatsapana fa efa vitsy ny mpiangaly izany na ny fitaovana tena efa tonta. Faritra Atsimo Atsinanana izay manana kolontsaina maro fa dia somary takona ihany, izay heverin'ny fikambanana miaro ny soatoavina Malagasy fa mitovy amin'ny apaly, izay manana ny lanjany sy ny hanitra ho azy nefa tsy dia misy miraharaha.
    Lire la suite ...
  • Dadah de Fort-Dauphin
    Dadah de Fort-Dauphin
    • vendredi, 05 août 2016 14:12
    • Sary Net

    « Farady Event First Edition » : Haresaka ny tanànan’i Tolagnaro

    Hotanterahina ao an-drenivohitry ny Faritra Anôsy ny 3 sy 4 septambra 2016 izao ny « Farady Event First Edition ». Hetsika natao hampahafantarana ny kolontsaina sy fanatanjahantena nentim-paharazana mampiavaka iny Distrikan’i Tolagnaro iny izy ity. Hanafana ny lanonana ny tarika Hazolahy sy Dadah de Fort-Dauphin, izay samy mpanakanto zanaky ny faritra.
    Lire la suite ...
    • lundi, 25 juillet 2016 11:07
    • Sary Sobika Antsirabe

    Seho « Tsiaro an’i Om-Gui » : Ambiansy be teto Antsirabe

    Nafana tanteraka ny fandraisan’ny olona ny « Tsiaro an’i Om-Gui », tao amin’ny kianjan’ny Tsarasaotra Antsirabe ny alahady 24 Jolay. Fampisehoana faha-13 taorian’ny nahafatesany teto Antsirabe ity natao eto Antsirabe ity raha ny nambaran’ny rahalahiny. Fantatra fa hitohy any Mahajanga ny seho ny 30 -31 jolay. Aorian’izay dia hisy ny faradoboka ho famaranana ny faha-20 taona ao Antsahamanitra-Antananarivo, izay ho fampisehoana tokana hataon’ny tarika.
    Lire la suite ...
    • lundi, 18 juillet 2016 16:37
    • Photo Archives Sobika

    “Tsiaro ho an’i Om-Gui” : Série de concerts en hommage à Om-Gui

    La disparition brutale et tragique de Marie Guillaume Rabesaiky alias Om-Gui, leader du groupe Ny Ainga, plonge ses fans dans l’émoi et met le doute sur l’avenir du groupe. Luc Marie Rabesaiky, frère du défunt, rassure que malgré la douleur, Ny Ainga survivra. Le groupe a déjà fait dix représentations depuis et prépare une série de concerts “Tsiaro ho an’i Om-Gui” en hommage à l’irremplaçable Om-Gui. La tournée débutera le 24 juillet à Antsirabe, la ville où Om-Gui a rendu son dernier souffle. Elle s’enchaine à Mahajanga les 30 et 31 juillet.  
    Lire la suite ...
Page 6 sur 19
B1 - Polyclinique
B2 - Toa