Le vote n'a pas pu démarrer que deux heures trente après l'ouverture du bureau de vote à Ambalafary, Fokontany dans la Commune urbaine de Manakara, chef lieu de la Région Vatovavy Fitovinany.

Le candidat à la commune urbaine de Fianarantsoa, Pety Rakotoniaina est accusé d'avoir semé le trouble, et est actuellement détenu à la brigade des recherches.

Selon les informations, il a insisté pour que les électeurs soient fouillés pour plus de précautions.

JMJ

Tamin'ny 7 ora maraina, ity fiara vaventy nitondra ireo tanoran'ny Diosezin'ny Fénerive-Est avy nihatrika ny JMJ Fianarantsoa no nivoaka ny làlana 15 km miala an'Ambohimasoa. Nisy tanora iray naratra, tsy nisy kosa ny aina nafoy.

Fiara iray super 5 nitondra tanora vitsivitsy avy namonjy JMJ no nivoaka ny làlana ihany koa ary nilatsaka tanaty hantsana tamin'ny 9 ora maraina, afaka kelin'Ambohimasoa ihany koa. Tsy nisy naratra ary tsy nisy aina nafoy.

Ireo mpizaika Diosezin'Ambositra Paroasa Md Piera sy Paoly moa dia efa tonga soa amantsara avokoa.

Message de la Conférence épiscopale de Madagascar

Vidéos similaires

B1 - Polyclinique
B2 - Toa