Jean Nirina RAFANOMEZANTSOA HAFARI MALAGASY: Nidoboka eny Antanimora

  • lundi, 22 août 2016 19:15
  • Tigre
  • Tahirin-tsary Sobika

Nandalo fanadiadiana anio teny amin'ny fitsarana ny raharaha Hafari Malagasy.

"Fisandohan'andraikitra" no vesatra niampangana azy, tao anatin'ny famindrana ireo rava trano teny Ankadimbahoaka ho eny Soaniedanana-Ankazobe.

Tokony tamin'ny anaran'ny fikambanany no niandraikitra izany nefa nataony tamin'ny anaran'ny tenany manokana.

Notanana vonjy maika eny Antanimora moa ity Filohan'ny Hafari Malagasy ity mandram-piandry ny fitsarana azy.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.