Rumeur d’OPK : Toutes les boutiques Karana sont fermées tôt ce mardi à Antsirabe

  • mardi, 15 mars 2016 20:27
  • Zakaria
  • Photos Sobika Antsirabe
Tout est parti d’une histoire d’un garçon porté disparu il y a cinq ans, mais retrouvé dans une circonstance inattendue. Âgé actuellement de 10 ans, le garçon est hospitalisé à l’hôpital de référence régional de Vakinankaratra communément appelé Hôpitaly Atsimo. Comme par hasard, des visiteurs l’ont croisé et l’ont reconnu. Le garçon en question est d’ailleurs habitant du quartier environnant le centre hospitalier.

Ces visiteurs ont immédiatement alerté ses parents. Ces derniers, emportés par l’espoir de retrouvailles, ont amené avec eux la copie de la déclaration de disparition pour récupérer leur fils.

Or, contre toute attente, des Karana se sont interposés. Ils ont dit que ce garçon a déjà trouvé des parents adoptifs : Karana. Ils l’auraient récupéré dans un Centre d’orphelinat à la surprise de ses parents biologiques. Ce qui a provoqué une vive altercation entre les deux parties.
Les parents biologiques et les parents adoptifs se battent actuellement en justice pour récupérer l’enfant. Ils seront entendus par les juges cet après-midi même.
Pendant ce temps-là, toutes les boutiques Karana sises à Antsenakely, centre ville d’Antsirabe, sont fermées tôt ce mardi de peur d’une OPK (Opération Karana).
Commentaire (1)
  • Fanirisoa Ernaivo
    Ity ny version ny tomoon andraikitra ao amin Fitsarana Antsirabe, izany hoe misy tsy marina io voalaza eo ambony io : Toy izao ny fipetrak'ity raharaha ity. Dimy taona lasa izay dia nisy lehilahy iray nanantona teny @ polisy niaraka tam zazalahy 5 taona ary nilaza fa zanabadiny io zaza ary tsy hita izay nalehan'io vadiny io ka tsy afaka ny hitazona ilay zaza intsony izy. Rehefa tonga tety am fitsarana ny raharaha tamzany fotoana izany dia nitadiavana centre ametrahana azy ilay zaza. Nanaiky ny handray azy ny centre d'accueil iray na dia efa feno ary noho ny fiangavian'ny J.E.
    Tao amin'io centre io foana no nipetraka io zaza nandritra izay dimy taona izay ary tsy nisy nanangana izany fa notezaina niaraka tamreo ankizy maro hafa, na io centre io ary tsy manana agrément akory. Misy didy mazava tsara nametrahana azy tao. Narary io zaza io tam zoma ka niditra hopitaly. Niresaka tam olona niray efitra taminy izy oe 5 taona izay no tsy nahitany ny reniny. Io olona noresahiny io nefa mahafantatra olona very zanaka dimy taona lasa izay, ary avy hatrany izy dia nampandre ireo olona ireo. Nitangoronan'ny olona teny am hopitaly ireo tomponandraikitry ny centre tamzany.
    Omaly no nalefa tety am tpi ny raharaha ka nitohy androany ka izay no nahatonga ny korontana. Ilay raikelin'ilay zaza izay nanatitra azy dimy tao lasa izay dia manamafy fa zanabadiny io zaza io, ary ilay zaza ihany koa izay 10 taona amzao dia mahafantatra tsara an'io lehilahy io. Milaza ho tsy mahalala ireo olona milaza ho ray amandreniny ihany koa izy. Ny mahatonga ilay resaka hoe karana kosa dia satria ilay responsable centre dia Malagasy karanarana endrika.
    mardi, 15 mars 2016 21:53
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.