Affaire kidnapping : Un magistrat arrêté à Toamasina

  • mercredi, 20 janvier 2016 21:38
  • Zakaria
  • Photo FB
Coup de tonnerre dans le monde judiciaire malagasy. Rabehaja Jackie Ernest, substitut général de Cour d’appel est arrêté à Toamasina, par les limiers de la Brigade Criminelle d’Antananarivo, sur autorisation du Ministre de la justice et de la Cour suprême.
Le juge Jackie a été cueilli à son domicile au Boulevard Joffre cet après-midi vers 15h. Il serait soupçonné être en contact avec Lejo ou Massaro, l’un des ravisseurs d'Annie et Arnaud. Lejo faisait partie des cinq bandits objet d’« Avis de recherche ». Il a été arrêté à Farafangana le 11 janvier 2016.
Cette arrestation contredit la déclaration intempestive faite par le syndicat des magistrats de Madagascar niant toute implication des magistrats dans cette affaire de rapt d’enfants à Toamasina qui a défrayé la chronique ces derniers temps.
Après son arrestation, le juge Rabehaja Jackie Ernest est ramené immédiatement dans la capitale, par voie terrestre, rejoignant les 29 inculpés dans cette affaire. La première comparution devant la cour criminelle ordinaire aura lieu vendredi 22 janvier.
Commentaires (24)
  • Rakoto
    Ry James Franklin Andrianiaina Rakotomahanina ôôô! Mety ny ataonao @izany ny fanaovan-tsoa @fiarahamonina nitanisanao teo fa kanefa kosa ny anareo milaza manao fianianina io mints no fototry rangorin'afo mahatonga izao asa ratsy sy kolikoly misy eto @ tany sy ny firenena ty. Mba ts ilazaina hoe miaro olona ef ita fa "COMPLICE" @ le mpanao kidnapping d mbol hoe s meloka io lazaina fa Mpitsara io? Sa ngamba nahazo maminy tany @ sisiny tany koa ngamba anao sa hoe fianakavianao io le tratra io ka mahatonga anao milaza miaro az eto!? Zao tratra ny DAHALO ambony latabatra zao ary nivoka ny nafenina. D lazainareo SMM koa v fa manely tsaho ny mpanao gazety d ampihorohorona @alalan'TV koa v ? Zahay vahoaka ts nandra akory ka ts mahalala ny tena marina ary ts anareo ao @ fitsarana irery no manampahaizana ka hanambotry anay vahoaka madinika fona d mody takotakonana any ny asa ratsy ataon'sasany @nareo mody hoe MPITSARA miaraka @ Toge mainty nareo iny.
    Nous ne somme dupe Monsieur! Ef fantampatapatray vahoaka fa manao vazaha mody miady anareo ao @ fitsarana @ty raharaha ity d hafahana madiodio fa tsy SAHINAREO mintsy ny hanagadra ny sasany @nareo na def itam-poko itam-pirenena fa mpiray tsikombakomba @mpanao ratsy aza. Ary matetika manko anareo ambony latabatra tsy tratra mints fa ny executant na ny mpanantanteraka ny asa iny iany no mamay @leiz fa anareo mangatsitsika eny @biraonareo. Ra hootran'zany fona d nofinofy ny mbol hisian'fahatokisana avy aty@vahoaka ny mpitsara malagasy. Mino aho fa ef mananika ny 90% n'vahoaka tsotra malagasy ef TSY MATOKY INTSONY NY MPITSARA MALAGASY (SY NY MPITANDRON'NY FILAMINANA MALAGASY)
    jeudi, 21 janvier 2016 16:32
  • ratsimba
    Mampihomehy mihintsy ianao atoa James Franklin Andrianiaina Rakotomahanina sa miaro loatra ny mpitsara mpanao maloto ka tsy mahalala ny mitranga ao @ fitsarana ao Anosy ao ?
    Ka rizareo manao serment indrindra izay anie no tsy maintsy maha tsy azo kianina andrizareo e !
    Tsy ny rariny sy ny hintsiny intsony no mandresy fa ny herin'ny vola.
    Rehefa mankany @ TRIBONALY ao Anosy izao dia lazain'ny olona hoe hankany @ TSENAN'ny Anosy angaha : izay manome fanofody (vola) betsaka @ mpitsara no mandresy, na diso na marina io.
    Misy mpanera be dia be ohatrany ao an-tsena (na station taxi-brousse) ao. mandalova any ianao dia ho hitanao izany fa isaky ny magistrat dia manana mpanera
    Teo @ TV PLus aho nahita ilay Madama SG any SMM iny nandrahona ny mpanao gazety higadra raha tsy mifona haingana. Tena efa lany henatra aloha ny mpitsara nifidy olona mahay manao maquillage vono hampigadra olona e !
    Sa tsy fantatrao iny tantara iny Atoa Franklin ? Menatra mihintsy ireo mpitsara tao Anosy nahita ny mitranga.
    Soa ihany fa nisy esprit de corps e !
    jeudi, 21 janvier 2016 15:44
  • James Franklin Andrianiaina Rakotomahanina
    TSY DIDIM-PITSARANA akory no eto ary tsy nisy olona nahita ny dossier; PV; Enquete; noho izany dia mbola tsy meloka io olona io. Nohon'ny tsy fahampian'ny fampitambaovao angamba fa tena misy ny conseil de discipline sy ny fitsarana ny olona voapanga na iza na iza ary raha voaporofo izany dia tena misy ny sazy. Ny torampo sy fankahalana eto dia manamporofo fa sarotra ny asan'ny mpitsara satria misy olona efa melohin'ny fiarahamonina sy ny haino amanjery na mbola tsy voaheloka aza. Mila mitandrina ny olona manely vaovao satria raha ny henoko tamin'ny radio Antsiva anio atoadro dia tsy nosamborina izany io olona io fa nantsoina mba ho henoina na convoqué pour audition. Toy izao lahatsoratra ataoko izao no atao hoe lahatsoratra tsy miandany sy mahitsy. Olona manao fianianana ny Mpitsara ka raha meloka izy dia mafimafy nohon'ny an'olontsontra ny saziny. Atsaharo ny fankahalanareo Mpitsara fa ny tenako ohatra dia mbola tsy nandray ariary tany aminareo mba hanaovana ny tsy rariny ary ampanao asa soa eny amin'ny fiarahamonina, fonja, hopitaly @ alalany Ligue Malagasy Des Droits De L'homme Et Du Peuple et le Syntramad Sympimad Msacm (matetika aza miala am-paosy satria te hanao soa) Tsy voatanisa eto ny soa vitako @ mahaolompirenena.... Mivavaha mba handresy ny marina ary aoka tsy hifanenjika @ tsy rariny isika mianakavy.
    jeudi, 21 janvier 2016 14:53
  • James
    Un homme qui prive un autre homme de sa liberté est prisonnier de la haine, des préjugés et de l'étroitesse d'esprit.” ;.......... de Nelson MANDELA
    jeudi, 21 janvier 2016 14:48
  • Rakoto
    Mody manao cravatte nef haratsian-doha fona no aanatin'ny costar sy cravate ataony. Aiza le madama SG n'ny SMM nanizingizina sy nampihorohoro ny mpanao gazety iny @zao? Aiza ny mpimpanoa-lalana tao Toamasina nanao fanambarana t@ TV nanizingizina hoe fa ts misy mpitsara na d iray aza voasaringotra @ ty resaka kidnapping ty? Mifody angamba vavan'lery sy vavandreo @ SMM ra ts hoe atao indray hoe " Tsy ampy ny porofo... sns na koa oe alamina mangingina any fotsiny ny resaka satria olona ao @zareo SMM iany no voarhirohy d ts sahindreo fonjaina" d afahana madiodio iany lery io io ref kelikely eo. Eto isika rehetra miara-hahita ny tohiny fa d afahandreo madiodio io mpitsara voasaringotra @resaka KIDNAPPING io!
    NY MPITSARA MALAGASY SY MPITANDRON'NY FILAMINANA MALAGASY MINTSY @ANKPOBENY NO FOTOTRY NY ASA RATSY ETO @TANY SY NY FIRENENA MALAGASY! D alamilamina samy zareo any iany leiz aveo ref tratra ny nafenina fa ny vahoaka madinika iany no fonjaina ref mangalatra atody aza.
    jeudi, 21 janvier 2016 14:24
  • jocelin rakoto
    Io ary fa manomboka mipoitra tsikelikely ny marina amin'ity raharaha ity.Eto aloha dia misaotra ny mpitandro
    filaminana,nohon'ny fandrosoana amin'ny fanadiadiana.
    Saingy ny tena mampanahy aho dia ny tsy hahalasa lavitra intsony ity raharaha ity,satria efa manakaiky ny sangany ,ka mbola be dia be no mety mbola ho voarohirohy dia hisy baiko hidina hoe halamino amin'izay,fa manankorontana ny andry rehetra sy ny saim bahoaka ary indrindra ny mpamatsy vola.
    jeudi, 21 janvier 2016 14:03
  • ratsimba
    Mais c'est de notoriété publique au Tribunal d'Anosy que le maître de la magouille est le le Procureur Général de la Cour d'Appel (PGCA) avec ses amis de la SMM qui l'ont élu au Conseil supérieur de la magistrature (CSM).
    Trouvez vous normal que ce SUBSTITUT GÉNÉRAL Près la COUR D'APPEL de Toamasina donne une autorisation pour être en MOP (main d'oeuvre pénale) 2 années après sa condamnation un criminel condamné à 15 années ?
    Rien que pour avoir signé cette mise à disposition, il doit être condamné pour complicité
    jeudi, 21 janvier 2016 13:22
  • Prez
    Mr Randriaravao,très instructif ce que vous ecrivez mais ayez donc le courage de faire une conference de presse pour encore dementir que personne dans l'institution judiciaire Malgache n'est impliqué sur cette affaire.Merci
    jeudi, 21 janvier 2016 13:10
  • Prez
    Mr
    jeudi, 21 janvier 2016 13:03
  • Randria
    Ry zareo SMM(Syndicat des Magistrat Malgache) zao mbol mahasahy mandà fona v fa ts namandreo io voasaringotra t@raharaha Kidnapping ty? Tokony manao fanambarana koa zareo fa manoloana izao fa ts faly manao menace ny mpanao gazety sns fotsiny. Ts adala akory ry zareo mpanao gazety namoka ireny ry SMM fa anareo mints no tsmody fanina. TSY AZO ITOKISANA INTSONY NY FITSARANA MALAGASY TOMPOKO ! ALEO FITSARAM-BAHOAKA no tena mety amin'izay manao ratsy satria na ry zareo lazaina fa mpitsara ndray no manao ratsy. Ita mibaribary zao fa tsy azo itokisana sy antenaina ary mpanao RATSY koa ny mpitsara malagasy! NY HONO HONO MATETIKA D MARINA à 75% Manaova fanambarana koa manko anareo ry SMM ary tokony hanitsy ny fandrahonana nataonareo t@ mpanao gazety anareo satria ts araka ny voalazanareo ny zava-misy itam-poko itam-pirenena izao fa ao @nareo iany no mpiray tendro @ fanaovana ratsy eto @tany sy ny firenena d ody fanina eo anareo.
    jeudi, 21 janvier 2016 12:43
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.