Toamasina : Nifety noho ny nahafaka an’i Arnaud ny Zanak’i Maroantsetra

  • dimanche, 17 janvier 2016 22:03
  • Britto
  • Sary Sobika Toamasina

Nikarakara fety ny FIZAMA na Fikambanan'ny Zanak’i Maroantsetra ao Toamasina, tamin'ny fahafahan’i Arnaud, ilay tovolahy nisy naka an-keriny niaraka tamin’ny anabaviny ny 23 novambra 2015, sy noho ny taona vaovao.

Tsy dia be teny loatra i Arnaud nandritra izany, fa ny hany nambarany dia ny fisaorana ny rehetra nahatsiaro azy sy ny fianakaviany, ireo nanafaka azy, ary ny fitondran'ny vahoaka am-bavaka azy tao anatin'ny 50 andro nihazonana azy an-keriny ka nahafaty an’i Annie anabaviny.

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.