JMJ Mada 8 : Lamesa lehibe famaranana

  • dimanche, 20 septembre 2015 10:33
  • Britto
  • Photo: Fournie
Taorian'ny alim-bavaka notanterahin'ireto tanora an'aliny dia tanterahina amin’izao ora izao ao Anosy – Fianarantsoa ny lamesa lehibe famaranana ny JMJ Mada 8. Miatrika izany ny praiminisitra Ravelonarivo Jean mivady. Manotrona ireo rahalahiny Eveka eto Madagasikara ihany koa ny kardinaly Arsevekan'i Lyon (Frantsa) Mgr Philippe Xavier Ignace Barbarin sy ny Nonce apostolika Mgr Paolo Rocco Gualtieri.
Commentaires (2)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.