CNAPS: Mandray ny asany ny Tale jeneraly vaovao, Rakotondraibe Mamy

  • jeudi, 28 novembre 2019 19:55
  • Zakaria
  • Sary Njaka

Notanterahina androany teny amin’ny foiben’ny CNAPS tetsy Ampefiloha ny lanonana fifamindra-pahefana teo amin’ny Tale jeneraly vonjimaika Rtoa Tsaboto Joslina sy ny Tale jeneraly vaovao Rakotondraibe Mamy.

Mila miara-miasa ary manantanteraka ny tanjona hifanarahana hoy ny Tale jeneraly vaovaon’ny CNAPS, ary notanisainy ireo andraikitra maro manoloana izany dia ny manampy, manotrona, mizara, manosika, mampivelatra, miaro ary mampahery eo amin’ny fiahiana ara-tsosialy

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.