Fifanosehana teo Mahamasina: 15 namoy ny ainy, 2 tsy mahatsiaro tena

  • mercredi, 26 juin 2019 19:20
  • Britto
  • Sary nindramina

15 namoy ny ainy, 2 maratra mafy ao amin'ny efitra fameloman'aina, amam-polony ireo naratra ao amin'ny hopitaly HJRA Ampefiloha.

Ireo ny tarehimarika vonjimaika voaray taorian'ny loza vokatry ny fibosesehana teo amin'ny vavahadin'ny kianja monisipaly Mahamasina hijery fety fankalazana ny fahaleovantena androany 26 jona 2019 ny faran'ny tolakandro teo, nifanjevo tamin'ireo hivoaka hamonjy fodiana.

Mbola maro amin'izao ora anoratana izao ireo maratra taterina mankao amin'ny HJRA.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.