Antsirabe: Tra-tehaka ireo afisy « Marc-Hery » saika haparitaka

  • jeudi, 13 décembre 2018 13:52
  • Britto
  • Sary Gasypatriote Antsirabe

"Avy amin’ny mpifaninana amiko sy ireo mpiara-dia aminy no manao sy manaparitaka ireny", hoy ny kandida Marc Ravalomanana androany tamin’ny fanambarana nataony.

Omaly ny filoha teo aloha, ary kandida tamin’ny fifidianana filoham-pirenena fihodinana voalohany, Hery Rajaonarimampianina dia nanao fanambarana fa tsy nanome alalana na iza na iza hampiasa ny sariny.

Hery Rajaonarimampianina rahateo efa nanao fanambarana mazava fa hijanona ho Ray aman-dreny ary tsy hanohana kandida na iza na iza.

 

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.