CCI Ivato: Manasa ny antoko politika sy fiarahamonim-pirenena ireo Kandida

  • mercredi, 24 octobre 2018 14:52
  • Tigre

Manasa ireo antoko politika rehetra, sy ny fiarahamonim-pirenena, rahampitso 25 oktobra eny amin'ny CCI Ivato, ireo vondron'ny Kandida handray anjara amin'ny Fihaonambem-pirenena Mahefa.

Olona sahabo eo amin'ny 1 000 manerana ny Nosy no andrasana amin'izany.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.