Garage Ambatomainty en feu

  • mercredi, 26 septembre 2018 22:59
  • Tigre
  • Photos Gasypatriote

2 sprinters carbonisés. Sans blessé.
Le feu a démarré vers 19h30. Court-circuit d'une des voitures. Le 2ème a vite pris feu. Voiture récemment peinte. Même propriétaire.

Ambatomainty : Sprinter roa no kila forehitra

Niainga avy amin'ny court-circuit tamin'ny fiara sprinter iray ny afo, tokony teo amin'ny 7ora30 alina.
Niitatra avy hatrany tamin'ilay sprinter vao avy nolokoina.
Iray ihany no tompon'ny fiara 2 may izay tsy misy raisina intsony.

Sarotra ny namoahana ireo fiara sprinter sy mercedes taxibe marobe tao amin'ny garage.
Tonga ny mpamono afo fa niantso renfort.
Tsy nisy naratra.

(Voir suite Galerie photo)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.