Antalaha: Taraiky lany solika ny angidimby n'ny filoha

  • mardi, 28 août 2018 13:50
  • Tigre
  • Sary Gasypatriote Antalaha

Manatanteraka fitetezam-patritra aty amin'ny faritra SAVA ny filoha Hery Rajaonarimampianina, tonga eto Antalaha anefa ny angidimby nitondra azy, izay niainga avy any Nosybe, hitady solika fa dia tavela eto amin'ny seranam-piaramanidina satria efa ho iray volana no tsy misy solika Jet A1 eto, ka dia nanafatra solika amin'ny barika, vao alaina any Sambava.

Nitsidika an'Amboangibe Sambava moa ny filoha izay taraiky tsy misy angidimby maka azy izao.

 

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.