Fifidianana: Manomboka ny fifanaratsiana

  • dimanche, 29 juillet 2018 13:54
  • Tigre
  • Sary Gasypatriote

Manomboka feno eto an-drenivohitra ireo afisy manohana kandida sy ireo manaratsy kandida.

Mampametram-panontaniana ny fiatrehana ny fifidianana ho avy, izay lazaina fa tokony eken'ny rehetra, andraisan'ny rehetra anjara, hadio sy hangaraharaha, nefa mbola tsy manomboka akory ny fotoanan'ny fampielezan-kevitra dia efa maro ny mametaka afisy, ao mihitsy aza ny manaratsy ny hafa.

Ilamina tokoa ve ny fifidianana raha tsy hisy ny fanajana ny lalàna, sy ny fifanajan'ny samy mpifaninana?

 

 

Galerie d'images (Cliquer sur la photo)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.