Stella Maris: Lamesa voalohany notarihin'i Kardinaly Tsarahazana

  • dimanche, 15 juillet 2018 15:12
  • Britto
  • Sary Gasypatriote Toamasina

Notontosaina teo amin'ny kianja Stella Maris ny lamesa lehibe voalohany notarihin'i Kardinaly Tsarahazana Désiré, rehefa tsy nahazo alalana tamin'ny Ben'ny Tanàna ny saika hanaovana azy teny amoron-dranomasina manoloana ny Katedraly St Joseph Ampasimazava.

Nahazo fisaorana manokana i Hery Rajaonarimampianina, Marc Ravalomanana, Rakotomanana Gervais, Mbola Rajaonah, Eric Besoa, Lezava Fleurys, ary Andry Rajoelina, tamin'ny fanampiana ny fanomanana izao lamesa lehibe voalohany notarihan'i Kardinaly Tsarahazana Désiré teto Toamasina izao.

(Jereo Sary Tohiny - Album)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.