Finoana Katolika: Hambara ampahibemaso anio ny maha Olontsambatra an-dramose Lucien Botovasoa

  • dimanche, 15 avril 2018 10:08
  • Britto
  • Sary nindramina

Tanterahina eto Vohipeno anio 15 aprily 2018 ny fotoam-pivavahana lehibe hanambarana ampahibemaso sy hanandratana eo amin'ny laharan'ny Olontsambatra an'i Lucien Botovasoa.

(Jereo sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.