Brickaville: Dobo rano, lehilahy iray maty

  • samedi, 06 janvier 2018 10:09
  • Tigre
  • Sary Gasypatriote Brickaville

Lasa ny rivotra, nitsahatra ny orana aty Brickaville. Miakatra an-tanàna ny rano ary mbola tsy mitsahatra ny fiakarany amin'izao fotoana izao.

Lehilahy iray no maty nitambotsotra nandritra ny rivodoza, ka nifamonjena fa tsy tratra ny ainy.

Efa hatramin'ny alina no nifanampy tamin'ny vahoaka teto ny BNGRC sy ny Croix rouge, fa ny Zandary aloha hatreto dia tsy hita firy.

 

Galerie d'images (Cliquer sur la photo)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.