Média: Gasypatriote prend place

  • mercredi, 03 janvier 2018 16:24
  • Tigre

Maka ny toerany eto amin'ny sehatry ny serasera ny site Web Gasypatriote.

Manomboka izao ny site www.sobikamada.com dia hizotra ho any amin'ny site www.gasypatriote.com

Misaotra antsika mpanara-baovao rehetra, ireo orin'asa sy olontsotra manao dokam-barotra, ny mpiara-miasa rehetra, indrindra fa ireo mpanao gazety, Desk, Photographes, Webmasters, Informaticiens, ary ireo mpampita vaovao manerana ny Nosy, na izay mitonona anarana, na ireo tsy re tsaika.

Mampanantena ny tsara hatrany amin'ny maha matihanina, sy ny fivelaran'ny fomba fijery amin'ny lafiny rehetra, mba tena ho loharanom-baovao marina sy ilain'ny Firenena tokoa. Hampita ireo soso-kevitra, ireo tsikera ary ireo harofanina momba ny raharaham-pirenena.

Le Site Web Gasypatriote prend place dans la nouvelle configuration des médias à Madagascar.

Le site www.sobikamada.com sera redirigé vers www.gasypatriote.com

Merci pour nos lecteurs et internautes, merci pour les annonceurs, merci pour les journalistes, Desk, Photographes, Webmasters, Informaticiens et surtout à nos correspondants et sources d'informations discrètes.

Nous allons continuer vers plus de professionnalisme et plus de liberté dans nos lignes éditoriales pour être la meilleure source d'informations, source de propositions et évidemment des balises et interpellations face à la situation du pays.

Nous sommes toujours ouverts à toutes améliorations.

Patrick RAHARIMANANA
DG Gasypatriote

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.