Barikadimy Toamasina: Mirehitra ny fiara, mipoaka ny lakirimozenina

  • vendredi, 29 septembre 2017 11:55
  • Tigre
  • Sary nomena

Fantatra fa manao fitokonana noho ny resaka vatsim-pianarana sy ny tsy fisian'ny trano honenana ireo mpianatra eto Barikadimy.

Amin'izao dia mirehitra ny fiara iray, ary dia mirefodrefotra ireo baomba mandatsadranomaso alefan'ireo mpitandro ny filaminana izay ao anatin'ny faritra menan'ny Oniversité.

Ny mpanao gazety moa dia hifandritahan'ireo miaramila ny fitaovana fakana sary.

 

 

Commentaires (2)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.