Masoivoho Japon: Vatsimpianarana African Business Education

  • mercredi, 23 août 2017 23:02
  • Tigre
  • Sary Njaka

Ichiro OGASAWARA ambasaderan’ny Japon dia nanolotra tamin’ny fomba ofisialy ireo valo mianadahy izay tao anatin’ny andiany faha efatra ho any JAPON, izay ao anatin’ny ABE na ny African Business Education, ho fanamasina ny farim-pahaizana ho an’ireo tanora Afrikanina.

Natolotra teny amin’ny résidence ny Japon izany io hariva io ary hiazo an’i Tokyo izy valo mianadahy ny faran’ity volana aogositra ity, ka anisan’izany i Fetraniaina MAMIMBAHOAKA RAKOTONDRASOAVA ANDRIANIRINA, izay efa mpanao gazety tato amin’ny SOBIKA.

Mirary soa Zandry, tazony hatrany ny maha izy anao, ilay mpandalina sy mpanoratra ary mpanao gazety mijoro amin'ny heviny.

 

Commentaires (9)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
 
 
B1 - Polyclinique
B2 - Toa